Fitiavana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Teny tsy lstjitq afaka ao am-bava FITIAVANA
Ny tanora koa miandrandra FITIAVANA
Namana tsy mifanary
Zanaka tsy foin-dreny
Ireny dia noho ny FITIAVANA
Ref:
Nefa ve mba fantatrao ILAY FITIAVANA
Zay ambony indrindra amin'ny FITIAVANA
Ny nanolorany tononkira.serasera.org ny ainy ,
hanavotany anao ,
hanananao fiainam-PITIAVANA
Fantatrao ny tiany ambara hoe FITIAVANA
Fa Jesoa zay tia mizara ilay FITIAVANA kqmo
Ny nanolorany ny ainy ,
hanavotany anao
hanananao fiainam-PITIAVANA
2/
Ho anao voafitaky ny rxaiazps FITIAVANA
Ka tsy te handre intsony ny hoe FITIAVANA
Tsy omena tsiny ianao ,
zahay tamin'ny toeranao ,
tsy te iherika FITIAVANA
Ref:...
Teny tsy lstjitq afaka ao am-bava FITIAVANA
Ny tanora koa miandrandra FITIAVANA
Namana tsy mifanary
Zanaka tsy foin-dreny
Ireny dia noho ny FITIAVANA
Ref:
Nefa ve mba fantatrao ILAY FITIAVANA
Zay ambony indrindra amin'ny FITIAVANA
Ny nanolorany tononkira.serasera.org ny ainy ,
hanavotany anao ,
hanananao fiainam-PITIAVANA
Fantatrao ny tiany ambara hoe FITIAVANA
Fa Jesoa zay tia mizara ilay FITIAVANA kqmo
Ny nanolorany ny ainy ,
hanavotany anao
hanananao fiainam-PITIAVANA
2/
Ho anao voafitaky ny rxaiazps FITIAVANA
Ka tsy te handre intsony ny hoe FITIAVANA
Tsy omena tsiny ianao ,
zahay tamin'ny toeranao ,
tsy te iherika FITIAVANA
Ref:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 2836
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TJAM
Daty : 28/08/2024 06:42
