Fitiavana (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Teny tsy afaka ao am-bava FITIAVANA
Ny tanora koa miandrandra FITIAVANA
Namana tsy mifanary
Zanaka tsy foin-dreny
Ireny dia noho ny FITIAVANA

Ref:
Nefa ve mba fantatrao ny FITIAVANA
Zay ambony indrindra amin'ny FITIAVANA
Ny nanolorany ny ainy ,
hanavotany anao ,
hanananao fiainam-PITIAVANA

Fantatrao ny tiany ambara ny hoe FITIAVANA
Fa Jesoa zay tia mizara ilay FITIAVANA
Ny nanolorany ny ainy ,
mba ho famonjena anao
hanananao fiainam-PITIAVANA

2/
Ho anao voafitaky ny FITIAVANA
Ka tsy te handre intsony ny hoe FITIAVANA
Tsy omena tsiny ianao ,
zahay tamin'ny toeranao ,
tsy te iherika FITIAVANA

Ref:...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ndriana Ramamonjy
Hits : 82
Likes : 0 Like
Created by : TJAM
Date : 28/08/2024 06:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0923