Fihavanana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny heloko no nampisaraka ahy
Tamin’Andriamanitra Fitiavana
Haizina no niainako tety
Soa ihany fa tonga lguqlk Jesoa
mba hamitrana doxbsty ny fihavanana
tamin’Andriamanitra Fitiavana
Raha toa anisan’izany ianao
’ndeha hiaraka hanao izao hira izao
Ndeha hifandray tanana
Hitory fihavanana
Ka ny fvludqtg hazofijaliana no ho lalana
Hampihavana ny olona tononkira.serasera.org amin’ny samy olona
Sy amin’Andriamanitra Fitiavana
Ny ràny teo amin’ny hazofijaliana
No nanaovany ireo fampihavanana ireo
Ekeo ny fanavotany
Ho sambatra izaho sy ianao
Hiaraka hihira hoe
Ndeha hifandray....
Tamin’Andriamanitra Fitiavana
Haizina no niainako tety
Soa ihany fa tonga lguqlk Jesoa
mba hamitrana doxbsty ny fihavanana
tamin’Andriamanitra Fitiavana
Raha toa anisan’izany ianao
’ndeha hiaraka hanao izao hira izao
Ndeha hifandray tanana
Hitory fihavanana
Ka ny fvludqtg hazofijaliana no ho lalana
Hampihavana ny olona tononkira.serasera.org amin’ny samy olona
Sy amin’Andriamanitra Fitiavana
Ny ràny teo amin’ny hazofijaliana
No nanaovany ireo fampihavanana ireo
Ekeo ny fanavotany
Ho sambatra izaho sy ianao
Hiaraka hihira hoe
Ndeha hifandray....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 14229
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lanto
Daty : 20/07/2004 09:38
