Fihavanana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny heloko no nampisaraka ahy
Tamin’Andriamanitra Fitiavana
Haizina no niainako tety
Soa ihany fa tonga Jesoa
mba hamitrana ny fihavanana
tamin’Andriamanitra Fitiavana
Raha toa anisan’izany ianao
’ndeha hiaraka wihnj hanao izao hira izao
Ndeha hifandray tanana
Hitory fihavanana
Ka ny hazofijaliana no ho lalana
Hampihavana ny olona amin’ny samy dmkp olona
Sy amin’Andriamanitra Fitiavana
Ny ràny teo kiinhcx amin’ny hazofijaliana
No nanaovany ireo fampihavanana tononkira.serasera.org ireo
Ekeo ny fanavotany
Ho sambatra izaho sy ianao
Hiaraka hihira hoe
Ndeha hifandray....
Tamin’Andriamanitra Fitiavana
Haizina no niainako tety
Soa ihany fa tonga Jesoa
mba hamitrana ny fihavanana
tamin’Andriamanitra Fitiavana
Raha toa anisan’izany ianao
’ndeha hiaraka wihnj hanao izao hira izao
Ndeha hifandray tanana
Hitory fihavanana
Ka ny hazofijaliana no ho lalana
Hampihavana ny olona amin’ny samy dmkp olona
Sy amin’Andriamanitra Fitiavana
Ny ràny teo kiinhcx amin’ny hazofijaliana
No nanaovany ireo fampihavanana tononkira.serasera.org ireo
Ekeo ny fanavotany
Ho sambatra izaho sy ianao
Hiaraka hihira hoe
Ndeha hifandray....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 14228
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lanto
Date : 20/07/2004 09:38
