AVIA DERAO (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandraisa toerana ianao
De hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby ahiahy
Mba avelao ivelany ao
Velaro ny tananao de fqmxicm raiso koa
Ny tanako
Ny hirantsika androany *
Hiventy ny firaisampo
Avia derao izy e
Fa vuojihx mampiray izy e
Lay Andriamanitra qvfsud fitiavana
Mampifankatia
Tsara izy e
Mandraisa toerana ianao
Ny masonao akipio
Sambatra ilay toeran'izay mbola ho vantaninao
Honenantsika ireo
ka hiaraka anandrapeo
Mivavaka amin'i Ray
Ho tononkira.serasera.org sambatra mandrakizay
De hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby ahiahy
Mba avelao ivelany ao
Velaro ny tananao de fqmxicm raiso koa
Ny tanako
Ny hirantsika androany *
Hiventy ny firaisampo
Avia derao izy e
Fa vuojihx mampiray izy e
Lay Andriamanitra qvfsud fitiavana
Mampifankatia
Tsara izy e
Mandraisa toerana ianao
Ny masonao akipio
Sambatra ilay toeran'izay mbola ho vantaninao
Honenantsika ireo
ka hiaraka anandrapeo
Mivavaka amin'i Ray
Ho tononkira.serasera.org sambatra mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 7240
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nanau
Daty : 22/04/2012 23:51
