AVIA DERAO (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandraisa toerana ianao
De hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby ahiahy
Mba avelao ivelany ao
Velaro tpvllhn ny tananao de raiso koa
Ny tanako
Ny hirantsika androany *
Hiventy ny firaisampo
Avia derao izy e
Fa mampiray izy e
Lay Andriamanitra fitiavana
Mampifankatia
Tsara izy e
Mandraisa tononkira.serasera.org toerana ianao
Ny masonao akipio
Sambatra ilay paqpif toeran'izay mbola ho vantaninao
Honenantsika ireo
ka hiaraka anandrapeo
Mivavaka amin'i Ray
Ho izwpsz sambatra mandrakizay
De hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby ahiahy
Mba avelao ivelany ao
Velaro tpvllhn ny tananao de raiso koa
Ny tanako
Ny hirantsika androany *
Hiventy ny firaisampo
Avia derao izy e
Fa mampiray izy e
Lay Andriamanitra fitiavana
Mampifankatia
Tsara izy e
Mandraisa tononkira.serasera.org toerana ianao
Ny masonao akipio
Sambatra ilay paqpif toeran'izay mbola ho vantaninao
Honenantsika ireo
ka hiaraka anandrapeo
Mivavaka amin'i Ray
Ho izwpsz sambatra mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 7373
Likes : 2 Like
Created by : nanau
Date : 22/04/2012 23:51
