FANIRIKO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! mba faniriko raha toa ka sitrakao
Ny handova lanitra aho dieny ety an-tany
Kanefa tsy izaho irery f’ireo izay mino anao
Hiaraka amiko hatrany hatrany
Endre ty fiainanay anilan-dRay ny Tompo iray fanahy iray
Hiraisana avokoa reo asa soa iray ny fo iray yqnuoikp ny loha
Ray ô! Nahoana moa ê!
Raha atomboka anio!
Ray ô! tononkira.serasera.org mba faniriko raha toa ka sitrakao ny ho zanaka manoa dieny ety an-tany
Hilofo hatrany koa hamita txhhzez ireo asanao
Ka tsy hirehareha fa hanetry xscozv tena
Endre......
Ny Mpitory

--------
Rohy: