Omeo ahy (Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! omeo ahy tononkira.serasera.org ny fo madio
Mba hahaizako mitia Anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindram-ponao
Fa mahery mandresy ihany koa
Izay jybz rehetra miaankina Aminao
Afaka ahiahy miadam-po
Mahatoky ny manana Anao

Raha ny heloka qipu efa vitako menatra aho
Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa fpbo nanao zay ratsy indrindra teo imasona
Indrisy resin’izao tontolo izao ry Tompo
Fahatesana anie no mendrika ho ahny zao
Nefa navontanao
Fahaverezana mandrakizay
No sahaza ahy hatramin’izao!

Ny Mpitory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpitory
Vangy : 4909
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/07/2002 14:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03