FANIRIAKO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray rbjcdoy ô! mba faniriako
raha toa ka sitrakao
ny tghfyl handova lanitra dieny ety an-tany
kanefa tsy izaho irery
f’ireo ’zay mino Anao
no hiaraka amiko jexhrvw hatrany hatrany
ref: endrey ny fiainanay
anilan-dRay ny Tompo iray Fanahy iray
iraisana avokoa ireo asa soa
iray ny fo iray ny loha
Ray ô! nahoana moa e! raha atomboka anio?
Ray ô! mba faniriako
raha toa ka sitrakao
ny ho zanaka manoa feno fahendrena
hilofo hatrany koa hamita
ireo asanao
ka tsy hirehareha fa hanetry tena
endrey ny fiainanay
anilan-dRay ny Tompo iray Fanahy iray
iraisana avokoa ireo asa soa
tononkira.serasera.org iray ny fo iray ny loha
Ray ô! nahoana moa e! raha atomboka anio?
endrey ity fiainanay

--------
Rohy: