Tompo o henoy! (Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Henoy izao
Fitarainako izao
Fa mitady anao
Maniry ny ho eo anilanao izaho

Ny akaikinao ry Tompo
No mba mamiko izao
Lavi-pahoriana
Feno fiadanana

jdillxc      Fa izao tontolo izao
      Miovaova hatrany hatrany
     vepl  Maro koa ny fahavalo
      Mety hamono ny fanahy

      Raha eo ianao ry Tompo
      Tsy mba hisy ahiahy
   wsgrzose    Tompo malala o! Meteza ianao
    tononkira.serasera.org   Tompo malala o! Meteza ianao

  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mpitory
Hits : 12869
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 03/11/2001 18:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7408