FANIRIKO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! mba faniriko raha toa ka sitrakao
Ny handova lanitra aho dieny ety an-tany
Kanefa tsy izaho irery f’ireo izay mino anao
Hiaraka amiko hatrany oxngi hatrany
Endre ty fiainanay anilan-dRay ny Tompo iray fanahy iray
Hiraisana tononkira.serasera.org avokoa reo asa soa iray ny fo ffdi iray ny loha
Ray ô! Nahoana moa ê!
Raha atomboka anio!
Ray ô! mba faniriko raha toa ka sitrakao ny ho zanaka manoa dieny ety an-tany
Hilofo hatrany koa hamita irkhaaq ireo asanao
Ka tsy hirehareha fa hanetry tena
Endre......
Ny Mpitory

--------
Lien: