TSY HAIKO TOMPO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko Tompo ô ny tononkira.serasera.org miaina lavitra Anao (2) Raha tsy eo bxynd anilanao aho mitaraina
Tsy hita izay atao (2) essyc kegtw Fa … resy Ka aiza indray aho no hila Famonjena
Raha reraka ny tena (2) Aiza intsony aho no hiantoraka
Raha sendra trotraka ka mila ho potraka
Maro fahavalo anie ity tany izay diaviko ity (2)
Be fakam-panahy mandavo sy manembana ny dia
Izany indrindra no hilako Anao Kristy ô, Tantano re sao dia sanatria mikodia
Izany indrindra no itadiavako Anao, hiaro ahy, Tsy ho voasemban’ireo fakam-panahy

--------
Rohy: