OMEO FO MADIO (Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, omeo ahy ny fo madio, Mba hahaizako mitia Anao
Meloka aho kanefa ahitsio, Mba tolory ptqvvxmq ny Fitiavanao
Fa mahery mandresy ihany koa, Izay rehetra miankina Aminao
Afaka ahiahy, miadam-po, Mahatoky fa manana Anao

Fa raha ny heloka efa vitako menatra aho, Na dia ny pjvwgx hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra teo tononkira.serasera.org imasonao, Indrisy resin’izao tontolo izao,
Ry fiubuwop Tompo
Fahafatesana anie no mendrika ho ahy izao, Nefa navotanao aho
Fahaverezana mandrakizay, No sahaza ahy hatramin’izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpitory
Vangy : 4421
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 19:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309