Fanoloran-tena (Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! (2x)
Ny foko midera Anao
Ny feoko no asandratro fa Ianao yckmhycq no tokiko
Voaharinao ny mabp tenako nokoloina tanteraka
Mamiko Ianao mamiko tokoa
Satria mpanasoa sy mpanamboatra

Mahatonga ahy ny ho sambatra sy tononkira.serasera.org ho velona finaritra
Indro aho manetry tena sy manao ny fanekena
Anatrehanao ry Ray ho anao mandrakizay

Jesosy ô! nty aho re manolo-tena jmwdx mba ho Anao!

Ny Mpitory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpitory
Vangy : 3964
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 31/07/2002 14:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329