FANIRIKO (Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! mba faniriko raha toa ka sitrakao
Ny handova lanitra aho dieny ety an-tany
Kanefa tsy izaho irery f’ireo izay mino anao
Hiaraka amiko hatrany lmoli hatrany
Endre ty fiainanay anilan-dRay ny Tompo iray fanahy iray
Hiraisana avokoa reo asa soa iray ny fo iray ny loha
Ray ô! Nahoana moa ê!
Raha atomboka anio!
Ray ô! mba clldd faniriko raha toa ka sitrakao ny tononkira.serasera.org ho zanaka manoa dieny ety an-tany
Hilofo hatrany koa zdaeokm hamita ireo asanao
Ka tsy hirehareha fa hanetry tena
Endre......
Ny Mpitory

--------
Link: