Mpitory

Hampiditra sary Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
03/11/2001 19:11
Hiran'i Mpitory 11 Jereo eto
Vangy : 3921
Mpankafy : 0 Ankafizo
Fanitsiana kely momba ny tonon-kira :
TOMPO O, HENOY
Feony (08/1986) : Ramy RAMBELOMANANA
Tonony (08/1986): Solofo ANDRIAMAHENINJAFY
Mpihira : Ny Mpitory

Tompo ô, henoy izao
Ny fitaranaiko (izao)
Fa mitady Anao, maniry Anao,
Te ho anilanao (izao).

Ny akaikinao, ry Tompo,
No mba mamiko (izao),
Lavi-pahoriana
Feno fiadanana.

Fa izao tontolo izao
Miovaova hatrany hatrany,
Maro koa ny fahavalo.
Mety hamono ny fanahy

Raha eo Ianao, ry Tompo,
Tsy mba hisy ahiahy.
Tompo malala o ! Meteza Ianao.
Tompo malala o ! Meteza Ianao.

Solofo ANDRIAMAHENINJAFY

Hevitra momba an'i Mpitory

(04/11/2001 00:11)
Fanitsiana kely momba ny tonon-kira :
TOMPO O, HENOY
Feony (08/1986) : Ramy RAMBELOMANANA
Tonony (08/1986): Solofo ANDRIAMAHENINJAFY
Mpihira : Ny Mpitory

Tompo ô, henoy izao
Ny fitaranaiko (izao)
Fa mitady Anao, maniry Anao,
Te ho anilanao (izao).

Ny akaikinao, ry Tompo,
No mba mamiko (izao),
Lavi-pahoriana
Feno fiadanana.

Fa izao tontolo izao
Miovaova hatrany hatrany,
Maro koa ny fahavalo.
Mety hamono ny fanahy

Raha eo Ianao, ry Tompo,
Tsy mba hisy ahiahy.
Tompo malala o ! Meteza Ianao.
Tompo malala o ! Meteza Ianao.

Solofo ANDRIAMAHENINJAFY

Hiran'i Mpitory (11)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0386