TOKIKO IANAO (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo fahoriana aho na ny loza izay manjo
dia Ianao tononkira.serasera.org JESOA no hery tokiko,
ka tsy hanan-tahotra,na rfyxi ho kivy ny fanahy
fa Ianao JESOA no mitantana ahy.
Ny adin-tsaina izay mahazo amin'ireo mpanomponao
dia kasio re,tafio ny herinao
ka tsy hisy ahiahy; na ho kivy ny fanahy,
fa Ianao Jesoa no heriko.
refrain: Avia Jesosy Tompo tia
vonjeo ity ondry izay nania,
afaho amin'ny fatotr'i wfhdcyg satana sy loza maro ety.
Ny foko izay be siasia,diovy amin'ilay rànao soa,
afaho mba hanaradia Anao,Jesoa kniaed Tompo Tia.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANAVangy : 2517
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 29/10/2017 16:58