TOKIKO IANAO (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tojo fahoriana aho na ny loza izay manjo
dia Ianao JESOA no hery tokiko,
ka tsy hanan-tahotra,na ho kivy ny fanahy
fa Ianao JESOA no mitantana ahy.
Ny adin-tsaina xafyvh izay mahazo amin'ireo mpanomponao
dia kasio re,tafio ny herinao
ka tsy hisy ahiahy; na ho kivy ny fanahy,
fa Ianao Jesoa no heriko.
refrain: Avia Jesosy Tompo tia
vonjeo ity ondry izay snzx nania,
afaho amin'ny fatotr'i satana sy loza maro ety.
Ny foko tononkira.serasera.org izay be siasia,diovy amin'ilay rànao soa,
afaho mba hanaradia Anao,Jesoa Tompo wlmzqds Tia.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIRAY FIDERANAVisites : 2555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fitiavana17
Date : 29/10/2017 16:58