PARADISA SOA (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ovbigbzh Ny fiainantsika eto
dia mihelina miserana,
fa katsaho uhhn aloha ilay ary;
an-danitra ilay fitoerana ho Anao.
Mibebaha,minoa ianao,
dia ankino amin'ny Tompo ny fonao;
fa raha toa ka mino an'i JESOSY ianao;
dia tononkira.serasera.org ho azonao PARADISA SOA.
Ka izao re no hafatro ho anao;
ialao re ireo ratsy fanao;
manatona an'i ciflqwnj Jesosy ianao,
fa izy anie vonona handray anao.
Ialao re ireo fankam-panahy mpahazo anao ry namako;
dia ho azonao PARADISA SOA.
dia mihelina miserana,
fa katsaho uhhn aloha ilay ary;
an-danitra ilay fitoerana ho Anao.
Mibebaha,minoa ianao,
dia ankino amin'ny Tompo ny fonao;
fa raha toa ka mino an'i JESOSY ianao;
dia tononkira.serasera.org ho azonao PARADISA SOA.
Ka izao re no hafatro ho anao;
ialao re ireo ratsy fanao;
manatona an'i ciflqwnj Jesosy ianao,
fa izy anie vonona handray anao.
Ialao re ireo fankam-panahy mpahazo anao ry namako;
dia ho azonao PARADISA SOA.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANAVangy : 2063
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 29/10/2017 13:37
