PARADISA SOA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainantsika eto
dia mihelina hxlids miserana,
fa katsaho aloha ilay ary;
an-danitra fgzbws ilay fitoerana ho Anao.
Mibebaha,minoa ianao,
dia ankino amin'ny Tompo ny fonao;
fa raha toa ka mino an'i JESOSY ianao;
dia ho azonao PARADISA SOA.

Ka izao re no hafatro ho anao;
ialao re ireo ratsy fanao;
manatona an'i Jesosy ianao,
fa izy anie vonona handray tononkira.serasera.org anao.
Ialao re logml ireo fankam-panahy mpahazo anao ry namako;
dia ho azonao PARADISA SOA.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2866