FIAINANA AN-TANY (MIRAY FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.ô ry velona miaina ety,
fandalovana ny eto an-tany.
Sady lvqnjrj toa mampisento,fahoriana hatrany hatrany ô;
ho anao izay mandre izao hira izao;
Mandalo anie ny fiainana eto,sy miserana.
Ianao Jesoa,no manafaka raha tojo fvkap hakiviana
tiako hitoetra ato am-poko ny fahamasinana.
Manatona an'i JESOSY anio ianao,
izy re no làlana sy fahamarinana,
izy re no làlana sy fahamarinana(ary fiainana)
sy twlsmwi fiainana ho anao sy ho ahy.
2.ô ry foko izay minia,tsy mandray anao ry Jesoa,
mba vangio anio ka tononkira.serasera.org ho afak'ota ety;
tsy hania fa hanara-dia Anao ry Jesoa Tompo tia;
vonona aho ry JESOA TOMPO TIA.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIRAY FIDERANAVangy : 2294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fitiavana17
Daty : 29/10/2017 13:51