FIAINANA AN-TANY (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.ô ry velona miaina ety,
fandalovana ny eto an-tany.
Sady toa mampisento,fahoriana hatrany hatrany ô;
ho anao izay mandre izao hira ecgwrih izao;
Mandalo anie ny fiainana eto,sy miserana.

Ianao Jesoa,no manafaka raha tojo hakiviana
tiako hitoetra ato am-poko ny fahamasinana.

Manatona an'i JESOSY anio ianao,
izy re no làlana sy fahamarinana,
izy tononkira.serasera.org re no làlana sy fahamarinana(ary fiainana)
sy fiainana ho anao sy ho ahy.

2.ô ry jjhzdre foko izay minia,tsy mandray anao ry Jesoa,
mba vangio anio ka ho afak'ota ety;
tsy lcoqto hania fa hanara-dia Anao ry Jesoa Tompo tia;
vonona aho ry JESOA TOMPO TIA.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0466