FIAINANA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izao fiainana izao tokoa dia;
toa mandalo sy mihelina avokoa
tsy misy izay lafatra sy ho doria
fa pvluj dia tononkira.serasera.org ritra ireo harena nciyamsq ety
tsy misy mahalala izay antony
fa samy miezaka manao izay ho afany;
hoe:izaho ity dia tena te-hiadana sy ho finaritra.

Hoy JESOA miantso anao anio re ry namako,
"izay manatona ahy dia tsy ho laviko
fa izaho mandray Azy hatrany sannpojk hatrany."
Hoy JESOA miantso anao anio re ry namako
"aty no ahitàna fiadanana sy tena FIAINANA."

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381