FIAINANA (MIRAY FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izao fiainana izao tokoa dia;
toa mandalo sy mihelina avokoa
tsy pqzt misy izay lafatra sy ho doria
fa dia ritra ireo harena ety
tsy misy mahalala izay tononkira.serasera.org antony
fa iiym samy miezaka manao izay ho afany;
hoe:izaho ity dia tena te-hiadana sy ho finaritra.

Hoy JESOA miantso anao anio re ry namako,
"izay manatona ahy dia qfeozxfg tsy ho laviko
fa izaho mandray Azy hatrany hatrany."
Hoy JESOA miantso anao anio re ry namako
"aty no ahitàna fiadanana sy tena FIAINANA."

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327