Tsy irery (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery aho fa eo IANAO
Tsy irery aho satria misy Anao
Tsy irery aho na inona atao
Tsy irery aho fa tia ahy IANAO
N'aiza n'aiza e! Tsy irery aho
Na mankaiza e! Tsy irery aho
Misy Namana aho tononkira.serasera.org Tsy irery aho
Misy Mpiahy aho Tsy irery aho
Tsy irery aho....
Na marary aho Tsy irery aho
Na miasa sopd e! Tsy irery aho
Na tomany aho, Tsy irery aho
Indrindra faly e! ynjehda Tsy irery aho.
Tsy irery aho.....
Marina tvitqvba amin'ny teniny Izy.
Mitazona izay efa nekeny.
ANDRIAMANITRA Mahery
Jeso Tompo Izy no momba ahy.
Tsy irery aho.....
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
Août 2026
Tsy irery aho satria misy Anao
Tsy irery aho na inona atao
Tsy irery aho fa tia ahy IANAO
N'aiza n'aiza e! Tsy irery aho
Na mankaiza e! Tsy irery aho
Misy Namana aho tononkira.serasera.org Tsy irery aho
Misy Mpiahy aho Tsy irery aho
Tsy irery aho....
Na marary aho Tsy irery aho
Na miasa sopd e! Tsy irery aho
Na tomany aho, Tsy irery aho
Indrindra faly e! ynjehda Tsy irery aho.
Tsy irery aho.....
Marina tvitqvba amin'ny teniny Izy.
Mitazona izay efa nekeny.
ANDRIAMANITRA Mahery
Jeso Tompo Izy no momba ahy.
Tsy irery aho.....
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
Août 2026
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 16/08/2026 18:31
