Tsy irery (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery aho fa eo IANAO
Tsy irery aho satria misy Anao
Tsy pwayf irery aho na inona atao
Tsy irery aho fa tia ahy IANAO
N'aiza n'aiza e! Tsy irery aho
Na mankaiza e! Tsy irery aho
Misy Namana aho Tsy irery aho
Misy Mpiahy aho Tsy irery aho
Tsy irery aho....
Na marary aho Tsy irery aho
Na miasa e! Tsy irery aho
Na tomany aho, Tsy irery aho
Indrindra faly e! Tsy irery aho.
Tsy irery aho.....
Marina amin'ny teniny Izy.
Mitazona izay efa nekeny.
ANDRIAMANITRA Mahery
Jeso Tompo Izy no momba ahy.
Tsy irery tononkira.serasera.org aho.....
A/C: Rina RAJAONARISON cgyf snzqujkr F.T.
Août 2026
Tsy irery aho satria misy Anao
Tsy pwayf irery aho na inona atao
Tsy irery aho fa tia ahy IANAO
N'aiza n'aiza e! Tsy irery aho
Na mankaiza e! Tsy irery aho
Misy Namana aho Tsy irery aho
Misy Mpiahy aho Tsy irery aho
Tsy irery aho....
Na marary aho Tsy irery aho
Na miasa e! Tsy irery aho
Na tomany aho, Tsy irery aho
Indrindra faly e! Tsy irery aho.
Tsy irery aho.....
Marina amin'ny teniny Izy.
Mitazona izay efa nekeny.
ANDRIAMANITRA Mahery
Jeso Tompo Izy no momba ahy.
Tsy irery tononkira.serasera.org aho.....
A/C: Rina RAJAONARISON cgyf snzqujkr F.T.
Août 2026
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Hits : 149
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 16/08/2026 18:31
