Isaoragne (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoragne! Isaoragne! (2fois)
Misaora an’I Jehovah ry fanahiko misaora
Misaora an’I Jehovah ry fanahiko misaora
Fa lehibe roita ny antragny (2fois)
Isaoragne ny fitiavagny(2fois)
Ny vatnr zava-djehetsa asan-tanany
Nomegny anjako re ny lapany 2 fois
Isaoragne ny fitiavagny(2fois)
-INSTRUMENTAL
Isaoragne! Isaoragne! (2fois)
Misaora an’I Jehovah ry fanahiko misaora
Misaora an’I Jehovah ry fanahiko misaora
Fa lehibe ny antragny (2fois)
Isaoragne ny fitiavagny(2fois)
Ny rano an’ala madio mangalahala
Ny rivotra mifofo misioka
fouahhhhh……
Isaoragne ny fitiavagny (x2)
Isaoragne ny fitiavagny uwdwlmxx (2fois)
Ny zava-drehetsa asa tanany
Nomeny anjakako re ny lapany
Isaoragne ny fitiava…….gny…
A/C: Rajaonarison F.T. tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 111
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 26/06/2026 15:22