Arahaba (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy vahiny zareo tonga eto an-tanana
Vahiny soa o! sady olo-Malala o!
Tsy olom-baovao zaegnj re zareo fa fantatr’anarana
Tsy iza akory o! fa ny Miray Feo


Ny tany niavianay zareo dia avy ao Mangamila
Ny anton-dianay dia hanao fitoriana o!
Fa nisy naniraka anay
Hizara fitia djxvtron re
Tsy iza izany o! fa Jeso Kristy thtgbo e!


Fifampiarabana zareo, marim-pifaliana
Fa nihaona tononkira.serasera.org soa o! anao hava-tianao!
Ry ikaky sy neny o! avia!
Ry zoky sy zandry
Hifampitafa o! eto isika androany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 137
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 15:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1251