Tsara Antoka (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mba manan-kianteherana aho Jesoa
raha eto an-tany
Fa mijaly sy mahantra aho vonto-tomany
Soa olemojjh fa mbola eo Ianao Ilay hany sisa mba tia ahy
Nanome toky hiara-dalana amiko mandrakizay

Ref:
Izaho mino peyipa Anao tononkira.serasera.org n‘aiza re no misy ahy
Satria tsy mandao ahy Ianao raha mbola ety
Tena mahatsara ahy ny akaikinao re Jesoa tia
Tebiteby ahiahy ho foana
TSARA ANTOKA AHO


2- Fantatro fa ny eto an-tany dia miserana mandalo
Toy ny voninkazo, mora lo sy malazo
Fa ny manana Anao dia tsy ho faty rahatrizay
Fa dnmbvw nanomanao fiainan-kafa Paradisa soa

Ref: ....

A/C: Rajaonarison F.T.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 265
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 26/06/2026 15:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297