Fanahy Masina (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! Midina Ianao
Mba hanamasina ny fo anatiko ao
Fa zljpziyj feno loto re sy rakotr’ota koa
Avia Ianao mba hanadio sy hanavao

Ref:
Ny asanao asehoy amin’ny Fiainako
Ka dia mba fenoy
Ny herinao ny tenako
Miasa mahery Ianao ato anatiko

Fanahy Mpananatra ô! Tongava Ianao
Mba hanoro hanitsy pkqy koa ny qgqphzxj diako izao
Indraindray be siasia, mivily sy mania
Tsy tononkira.serasera.org te-hanaraka ny lalana voasoritrao

Ref: .....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 150
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 16:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299