Tsy irery (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery aho fa eo IANAO
Tsy irery aho satria misy Anao
Tsy irery aho na inona atao
Tsy hhuim irery aho fa tia ahy IANAO
N'aiza n'aiza e! Tsy irery aho
Na mankaiza e! Tsy irery aho
Misy Namana aho Tsy irery aho
Misy Mpiahy aho Tsy irery aho
Tsy irery aho....
Na marary aho Tsy irery aho
Na miasa e! Tsy irery aho
Na tomany aho, Tsy irery aho
Indrindra faly e! Tsy irery aho.
Tsy irery aho.....
Marina amin'ny teniny Izy.
Mitazona izay efa nekeny.
ANDRIAMANITRA Mahery
Jeso Tompo Izy no momba habki ahy.
Tsy vpuhq irery tononkira.serasera.org aho.....
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
Août 2026
Tsy irery aho satria misy Anao
Tsy irery aho na inona atao
Tsy hhuim irery aho fa tia ahy IANAO
N'aiza n'aiza e! Tsy irery aho
Na mankaiza e! Tsy irery aho
Misy Namana aho Tsy irery aho
Misy Mpiahy aho Tsy irery aho
Tsy irery aho....
Na marary aho Tsy irery aho
Na miasa e! Tsy irery aho
Na tomany aho, Tsy irery aho
Indrindra faly e! Tsy irery aho.
Tsy irery aho.....
Marina amin'ny teniny Izy.
Mitazona izay efa nekeny.
ANDRIAMANITRA Mahery
Jeso Tompo Izy no momba habki ahy.
Tsy vpuhq irery tononkira.serasera.org aho.....
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
Août 2026
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Visites : 148
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 16/08/2026 18:31
