Ny fiainana an-tany (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana objt an-tany e! Ka tsy azo ianteherana
Ry namako ô! tononkira.serasera.org Mba diniho sy egcteud tsiahivo
Ny andro mielina tsy azo ferana
Ny mitafy nofo tsy maintsy ho lo

Koa aza variana manjeny andro lava
Fa mba araraoty katsaho ny soa
Omany ny vatsy dieny mbola mazava
Sao tratra hariva eo hanenina koa

Ny rehaka an-tany oglnh e! mamiratra soa ô!
Toa mamy hatrany ka mahasondriana ny fo
Aza dia sodoka fa hosoka ireny
Ario sy ilaozy fa tena mandoza
Ankatoavy Jeso miangavy ombieny
Ô mba miovà fa antomotra ny ora

A/C : Rajaonarison.F.T

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 236
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 20/06/2026 05:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305