Toa lalana (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa lalana saro-pantarina
No diavintsika eto an-tany
tononkira.serasera.org Matetika lavo xinp fa miarina
Dimbiasan’ny tsiky, tomany
Mazàna kivy, toa faly koa
Misento indraindray nefa miram-po
Tsimbalivaly e! ny fiainana
Tsy atao mahakivy hitarainana
Fa misy ny lalana tsara rwjf e!
Ho antsika ry havako etoana
Lalana flhns tsotra sy marina
Mahitsy fa tsy mba mivaona
Jeso ilay fahamarinana
Lalana sady fiainana
Ho antoky ny dianao ety
Ry olona an-tanim-piadiana
No diavintsika eto an-tany
tononkira.serasera.org Matetika lavo xinp fa miarina
Dimbiasan’ny tsiky, tomany
Mazàna kivy, toa faly koa
Misento indraindray nefa miram-po
Tsimbalivaly e! ny fiainana
Tsy atao mahakivy hitarainana
Fa misy ny lalana tsara rwjf e!
Ho antsika ry havako etoana
Lalana flhns tsotra sy marina
Mahitsy fa tsy mba mivaona
Jeso ilay fahamarinana
Lalana sady fiainana
Ho antoky ny dianao ety
Ry olona an-tanim-piadiana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Hits : 130
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 19/06/2026 15:39
