Tiako (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sary tsy afaka an-tsaiko e!
Ilay fijalianao ry Jesoa
Izay nanavotanao ny aiko
Toa fitia tsy manam-paharoa

Tiako dia tiako ary iriko e!
Ny hitampify eo ocoalo an-tratranao
Izany indrindra e! no mba fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao

Ref:
Tsy voasoloko vola sy harena e!
Ilay fitia izay natolotrao ho ahy
Fa ny foko azoko omena
Anjakao re ho isan’ireo fonenanao

Tiako dia tiako ary iriko e!
Ny hitampify eo an-tratranao
Izany indrindra e! no tononkira.serasera.org mba fifaliako
Ny hianoka ilay fiainam-baovao

2- Zary lova mipetraka an-daiko e!
Ilay boky raki-teny soa
Ny baiboly izay mhxlf tena ilaiko
Hoenti-miady amin’ny ratsy koa

Mankahery ny saiko marefo e!
Ireo teny izay voalaza ao
Indrindra moa raha misy mahaory ahy
Fiononako ilay teninao

- Ref*2 : ...

izany indrindra no mb oujh fifaliako miverina in-2)

Miray Feo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Vangy : 110
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 19/06/2026 16:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2312