Mitrakà (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ampy bxaps rahz ve ny herin-tsainao
No mila kivy izato ianao
Ô! Mitrakà, miràna fo
Ny famonjena efa tonga.
Raha ny pxrjw herinao irery ve,
Hahavita anao?
Fa iraiso amin’ny Jeso zokinao.
Ho avy koa ny tanan’ny Tsitoha
Hitondra tononkira.serasera.org anao ho ao am-bala soa
Koa andeha androany hihira hatrany
Hanakoako eran-tany.
Ka ny olanao hivaha satria:
Tsy irery ianao
Hisy fo hizara ny alahelonao
A/C: Lessa B
No mila kivy izato ianao
Ô! Mitrakà, miràna fo
Ny famonjena efa tonga.
Raha ny pxrjw herinao irery ve,
Hahavita anao?
Fa iraiso amin’ny Jeso zokinao.
Ho avy koa ny tanan’ny Tsitoha
Hitondra tononkira.serasera.org anao ho ao am-bala soa
Koa andeha androany hihira hatrany
Hanakoako eran-tany.
Ka ny olanao hivaha satria:
Tsy irery ianao
Hisy fo hizara ny alahelonao
A/C: Lessa B
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 26/06/2026 15:05
