Raha Jesosy (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Jesosy no ahy tsy hatahotra aho
Ka na tomany urvdzof aza tokiko Ianao
Ny onja nbhjdxb mahery ho tony
Ny rahona mainty hisava
Fa I Jesosy Zoky no miara-dalana ahy


Raha Jesosy aro sy kiadinao
Ny tononkira.serasera.org adin-tsaina maro resy hanindao
Fanilon'ny fiainanao
Andry iankinanao koa
Tano qynhuxfa ho sakaizanao
Ilay Jesosy Zoky re


A/C: Lessa B

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Vangy : 161
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 14/07/2026 15:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365