Raha Jesosy (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Jesosy no ahy tsy hatahotra aho
Ka na tomany aza tokiko Ianao
Ny zzyemglq onja mahery ho tony
Ny rahona mainty hisava
Fa I Jesosy zrhxquod Zoky no miara-dalana ahy
Raha Jesosy aro sy kiadinao
Ny adin-tsaina maro resy hanindao
Fanilon'ny fiainanao
Andry iankinanao koa
Tano ho sakaizanao
Ilay Jesosy tononkira.serasera.org Zoky re
A/C: Lessa yrbw B
Ka na tomany aza tokiko Ianao
Ny zzyemglq onja mahery ho tony
Ny rahona mainty hisava
Fa I Jesosy zrhxquod Zoky no miara-dalana ahy
Raha Jesosy aro sy kiadinao
Ny adin-tsaina maro resy hanindao
Fanilon'ny fiainanao
Andry iankinanao koa
Tano ho sakaizanao
Ilay Jesosy tononkira.serasera.org Zoky re
A/C: Lessa yrbw B
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Hits : 251
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 14/07/2026 15:40
