Raha Jesosy (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha Jesosy no ahy tsy hatahotra aho
Ka na tomany aza tokiko Ianao
Ny onja mahery ho tony
Ny rahona mainty jenruwr hisava
Fa bgvbh I Jesosy Zoky no miara-dalana ahy
Raha tononkira.serasera.org Jesosy aro sy kiadinao
Ny adin-tsaina maro resy hanindao
Fanilon'ny fiainanao
Andry iankinanao koa
Tano ho sakaizanao
Ilay Jesosy Zoky qyoftli re
A/C: Lessa B
Ka na tomany aza tokiko Ianao
Ny onja mahery ho tony
Ny rahona mainty jenruwr hisava
Fa bgvbh I Jesosy Zoky no miara-dalana ahy
Raha tononkira.serasera.org Jesosy aro sy kiadinao
Ny adin-tsaina maro resy hanindao
Fanilon'ny fiainanao
Andry iankinanao koa
Tano ho sakaizanao
Ilay Jesosy Zoky qyoftli re
A/C: Lessa B
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Visites : 162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 14/07/2026 15:40
