Mba saino (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sainonao ry velona
Fa dia mandalo ny andronao
Ô milofosa dieny zao
Manaova soa ianao
Iadio ny ady xqcpx tsara re
Fa miharatsy izao tany izao
Iankinonao ilay Tompo lehibe
Kiady ho anao
Ny lalan-tsara nizorany
No sori-dia hodiavinao
Ilay fijaliana niaretany
No marika ho anao!
Jesoa no lalana marina
Sady tononkira.serasera.org fiainana ho ysgr anao
Koa raiso ho filamatrao
Ny soa jvqgowq niainany
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
Fa dia mandalo ny andronao
Ô milofosa dieny zao
Manaova soa ianao
Iadio ny ady xqcpx tsara re
Fa miharatsy izao tany izao
Iankinonao ilay Tompo lehibe
Kiady ho anao
Ny lalan-tsara nizorany
No sori-dia hodiavinao
Ilay fijaliana niaretany
No marika ho anao!
Jesoa no lalana marina
Sady tononkira.serasera.org fiainana ho ysgr anao
Koa raiso ho filamatrao
Ny soa jvqgowq niainany
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 16/08/2026 18:21
