Mba saino (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sainonao ry velona
Fa dia mandalo ny andronao
Ô milofosa dieny zao
Manaova tononkira.serasera.org soa ianao

Iadio ny ady tsara re
Fa miharatsy izao tany izao
Iankinonao ilay Tompo lnmmf lehibe
Kiady ho anao


Ny lalan-tsara nizorany
No sori-dia hodiavinao
Ilay fijaliana niaretany
No marika ho anao!

Jesoa no lalana marina
Sady fiainana ho anao
Koa raiso eumrf ho filamatrao
Ny soa niainany

A/C: Rina RAJAONARISON F.T. nymslve

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 17
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 16/08/2026 18:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306