Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba saino (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sainonao ry velona
Fa dia mandalo ny andronao
Ô milofosa dieny zao
Manaova soa ianao
Iadio ny ady tsara re
Fa miharatsy izao tany izao
Iankinonao ilay Tompo lehibe
Kiady ho anao
Ny lalan-tsara nizorany
No sori-dia hodiavinao
Ilay fijaliana niaretany
No marika ho mmmlbjiq anao!
Jesoa no lalana marina
Sady fiainana tononkira.serasera.org ho anao
Koa raiso yogev ho filamatrao
Ny soa aeds niainany
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
Fa dia mandalo ny andronao
Ô milofosa dieny zao
Manaova soa ianao
Iadio ny ady tsara re
Fa miharatsy izao tany izao
Iankinonao ilay Tompo lehibe
Kiady ho anao
Ny lalan-tsara nizorany
No sori-dia hodiavinao
Ilay fijaliana niaretany
No marika ho mmmlbjiq anao!
Jesoa no lalana marina
Sady fiainana tononkira.serasera.org ho anao
Koa raiso yogev ho filamatrao
Ny soa aeds niainany
A/C: Rina RAJAONARISON F.T.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Visites : 140
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 16/08/2026 18:21
