Antsam-piderana (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
1. Raha vao miposaka ilay andro vao
Hihira ho Anao
Ka na dify aza ho lasa alina
Hidera Anao izahay
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana tononkira.serasera.org avy ao am-ponay ao
2. Ka n'aiza gfeevm n'aiza toerana aleha
Hihira ho Anao
Na dia mandia lalan-tsarotra e!!
Hidera Anao izahay
=====================
3. Raha mbola velon'aina koa izahay
Hihira ho Anao
Ambara-pialam-pofon'ainay Ray
Hidera Anao izahay
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
Antsam-piderana uknra iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
A/C: RAJAONARISON gjmft F.T.
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
1. Raha vao miposaka ilay andro vao
Hihira ho Anao
Ka na dify aza ho lasa alina
Hidera Anao izahay
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana tononkira.serasera.org avy ao am-ponay ao
2. Ka n'aiza gfeevm n'aiza toerana aleha
Hihira ho Anao
Na dia mandia lalan-tsarotra e!!
Hidera Anao izahay
=====================
3. Raha mbola velon'aina koa izahay
Hihira ho Anao
Ambara-pialam-pofon'ainay Ray
Hidera Anao izahay
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
Antsam-piderana uknra iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao
A/C: RAJAONARISON gjmft F.T.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)Vangy : 24
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriata22
Daty : 14/07/2026 15:36
