Antsam-piderana (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao

Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay tononkira.serasera.org ao

1. Raha vao miposaka ilay andro vao
Hihira ho Anao
Ka na dify aza ho lasa alina
Hidera Anao izahay

Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana hrcwh avy ao am-ponay ao

2. Ka n'aiza n'aiza toerana aleha
Hihira ho Anao
Na dia mandia lalan-tsarotra e!!
Hidera Anao izahay

=====================

3. Raha wzedwu mbola velon'aina koa rxehdvs izahay
Hihira ho Anao
Ambara-pialam-pofon'ainay Ray
Hidera Anao izahay

Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao

Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao

A/C: RAJAONARISON F.T.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Visites : 232
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriata22
Date : 14/07/2026 15:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363