Antsam-piderana (Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao

Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy hupwugf ao am-ponay ao

1. Raha vao miposaka ilay andro vao
Hihira ho Anao
Ka na dify aza ho lasa alina
Hidera Anao izahay

Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao

2. Ka n'aiza n'aiza toerana aleha
Hihira ho Anao
Na dia mandia lalan-tsarotra ecopacs e!!
Hidera Anao izahay

=====================

3. Raha mbola velon'aina koa izahay
Hihira ho Anao
Ambara-pialam-pofon'ainay Ray
Hidera Anao tononkira.serasera.org izahay

Antsam-piderana iray aedmjn asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao

Antsam-piderana iray asandratray
Hiram-pifaliana avy ao am-ponay ao

A/C: RAJAONARISON F.T.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miray Feo ( Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)
Hits : 23
Likes : 0 Like
Created by : andriata22
Date : 14/07/2026 15:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323