Jesosy tokiko (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Jesosy oh, Ianao Irery no hitokiako
Amin'izao fiainana mandalo izao
Tsy misy tononkira.serasera.org azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
Ref
Ianao anie efa nilaza
F'indro jesp Izaho momba anao
Ianao anie ka nanambara
Matokia f'aza manahy
Tsy hana-tahotra intsony aho
Fa izao no ao vtnkeu am-poko ao
Matoky aho fa Ianao tsy mba mandao
2
Jesosy oh, eo aminao no hitalahoko
Amin'izao fiainana miha-ratsy fkodjt izao
Tsy misy azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
Jesosy oh, Ianao Irery no hitokiako
Amin'izao fiainana mandalo izao
Tsy misy tononkira.serasera.org azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
Ref
Ianao anie efa nilaza
F'indro jesp Izaho momba anao
Ianao anie ka nanambara
Matokia f'aza manahy
Tsy hana-tahotra intsony aho
Fa izao no ao vtnkeu am-poko ao
Matoky aho fa Ianao tsy mba mandao
2
Jesosy oh, eo aminao no hitalahoko
Amin'izao fiainana miha-ratsy fkodjt izao
Tsy misy azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 394
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 18:38
