Jesosy tokiko (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Jesosy oh, Ianao Irery no hitokiako
Amin'izao fiainana mandalo rcguik izao
Tsy misy azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
Ref
Ianao anie efa nilaza
F'indro Izaho momba anao
Ianao anie ka nanambara
jemxm Matokia f'aza manahy
Tsy hana-tahotra intsony aho
Fa izao no ao am-poko ao
Matoky aho fa Ianao odscch tsy mba mandao
2
Jesosy oh, eo aminao no hitalahoko
Amin'izao tononkira.serasera.org fiainana miha-ratsy izao
Tsy misy azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
Jesosy oh, Ianao Irery no hitokiako
Amin'izao fiainana mandalo rcguik izao
Tsy misy azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
Ref
Ianao anie efa nilaza
F'indro Izaho momba anao
Ianao anie ka nanambara
jemxm Matokia f'aza manahy
Tsy hana-tahotra intsony aho
Fa izao no ao am-poko ao
Matoky aho fa Ianao odscch tsy mba mandao
2
Jesosy oh, eo aminao no hitalahoko
Amin'izao tononkira.serasera.org fiainana miha-ratsy izao
Tsy misy azo antenaina
Mandreraka ny fo sy saina
Ianao Jesosy Irery no hitokiako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mikalo FideranaVisites : 393
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FanomezantsuLcv
Date : 25/04/2025 18:38
