Ho anao (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ho anao izay mbola miaina
Tsarovy sy tadidio
Aza atao very maina
Ny famindram-pony anio
Nafoiny anie ny Ràny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany, dia nohon'ny Fitiavany
Ref
Fa tena Tiany tena Tiany
Tiany tokoa ianao
Tiany hnapv tsy mba foiny
Matoa mbola toy izao
Ka hararaoty, hararaoty
brtwm Mba tsy ho neninay
Mandalo anie ny ety tsy ho doria
2
Ho anao izay Notahiany
Nomeny zava-tsoa
Tsy foiny tsy ariany
Fa namindràny fo
Nahafoiny lbyuk anie ny Rà-ny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany dia nohon'ny Fitiavany
tononkira.serasera.org
Ho anao izay mbola miaina
Tsarovy sy tadidio
Aza atao very maina
Ny famindram-pony anio
Nafoiny anie ny Ràny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany, dia nohon'ny Fitiavany
Ref
Fa tena Tiany tena Tiany
Tiany tokoa ianao
Tiany hnapv tsy mba foiny
Matoa mbola toy izao
Ka hararaoty, hararaoty
brtwm Mba tsy ho neninay
Mandalo anie ny ety tsy ho doria
2
Ho anao izay Notahiany
Nomeny zava-tsoa
Tsy foiny tsy ariany
Fa namindràny fo
Nahafoiny lbyuk anie ny Rà-ny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany dia nohon'ny Fitiavany
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 449
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 21:38
