Ho anao (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ho anao izay jippxage mbola miaina
Tsarovy sy tadidio
Aza atao very maina
Ny famindram-pony anio
Nafoiny anie ny Ràny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany, dia nohon'ny Fitiavany
Ref
Fa tena Tiany tena Tiany
tononkira.serasera.org Tiany tokoa ianao
Tiany tsy mba foiny
Matoa mbola toy izao
Ka rykoki hararaoty, hararaoty
Mba tsy ho neninay
Mandalo anie ny ety tsy ho doria
2
Ho anao izay Notahiany
Nomeny zava-tsoa
Tsy foiny tsy ariany
Fa namindràny fo
Nahafoiny anie ny Rà-ny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany dia nohon'ny ygchd Fitiavany
Ho anao izay jippxage mbola miaina
Tsarovy sy tadidio
Aza atao very maina
Ny famindram-pony anio
Nafoiny anie ny Ràny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany, dia nohon'ny Fitiavany
Ref
Fa tena Tiany tena Tiany
tononkira.serasera.org Tiany tokoa ianao
Tiany tsy mba foiny
Matoa mbola toy izao
Ka rykoki hararaoty, hararaoty
Mba tsy ho neninay
Mandalo anie ny ety tsy ho doria
2
Ho anao izay Notahiany
Nomeny zava-tsoa
Tsy foiny tsy ariany
Fa namindràny fo
Nahafoiny anie ny Rà-ny
Ho famonjena ahy sy ianao
Izany dia nohon'ny ygchd Fitiavany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mikalo FideranaVangy : 397
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanomezantsuLcv
Daty : 25/04/2025 21:38
