Fitsarana (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa vonona vé ianao hiatrika ny fitsarana
Fa ho avy tsy ho ela Jesosy ho avy amin'ny ora tsy lfuqeg ho ampoizinao
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry hpdv anao Ilay Tompo tsara
Ref:
Mandalo izany fiainana an-tany
rwhmi (Mandalo)
Mandalo sy miserana ihany
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ianao anie ka tononkira.serasera.org mpandova
Nefa indrisy toa lavon'ny ota
Sodrian-tory, variana, sonenina
Miverena fa sao dia hanenina
Ho anao manao ampitso lava
Sao ity re no mba antso farany
Hiverenana an-dapan'ny Ray
Fa miandry anao ny mandrakizay
Fa ho avy tsy ho ela Jesosy ho avy amin'ny ora tsy lfuqeg ho ampoizinao
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry hpdv anao Ilay Tompo tsara
Ref:
Mandalo izany fiainana an-tany
rwhmi (Mandalo)
Mandalo sy miserana ihany
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ianao anie ka tononkira.serasera.org mpandova
Nefa indrisy toa lavon'ny ota
Sodrian-tory, variana, sonenina
Miverena fa sao dia hanenina
Ho anao manao ampitso lava
Sao ity re no mba antso farany
Hiverenana an-dapan'ny Ray
Fa miandry anao ny mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 454
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 19:10
