Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitsarana (Mikalo Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa vonona vé ianao hiatrika ny fitsarana
Fa ho avy tsy ho ela Jesosy ho avy amin'ny ora tsy ho ampoizinao
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ref:
Mandalo izany fiainana an-tany
wjek zezfmi (Mandalo)
Mandalo sy miserana ihany
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ianao anie ka mpandova
Nefa indrisy fuhnwvng toa lavon'ny ota
Sodrian-tory, variana, sonenina
Miverena fa sao dia hanenina
Ho anao manao ampitso lava
Sao ity re no mba antso farany
Hiverenana an-dapan'ny Ray
Fa miandry anao ny mandrakizay tononkira.serasera.org
Fa ho avy tsy ho ela Jesosy ho avy amin'ny ora tsy ho ampoizinao
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ref:
Mandalo izany fiainana an-tany
wjek zezfmi (Mandalo)
Mandalo sy miserana ihany
Miomana ianao sao dia tara
F'efa mby manakaiky ny ora
Mba hevero izay hiafarana
Fa miandry anao Ilay Tompo tsara
Ianao anie ka mpandova
Nefa indrisy fuhnwvng toa lavon'ny ota
Sodrian-tory, variana, sonenina
Miverena fa sao dia hanenina
Ho anao manao ampitso lava
Sao ity re no mba antso farany
Hiverenana an-dapan'ny Ray
Fa miandry anao ny mandrakizay tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikalo FideranaHits : 535
Likes : 0 Like
Created by : FanomezantsuLcv
Date : 29/04/2025 19:10
